Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu
Actualité Régionale

AMBAHITA, Fangoala Distrika BEKILY 10 May 2026. Fanatanterahana tsy misy atakandro ny "démolition contrôlé barrage" ( fandravana arahana fanaraha-maso tohadrano)

Nidina ifotony ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot niaraka amin'ny OMC Androy sy ny Fitaleovam-paritra ny RANO Fidiovana sy Fanadiovana Androy, ny Tontolo iainana ,ny Asa Vaventy, ny Komandy Holafy 518 Toby Miaramila Bekily ary ny Lehiben'ny Distrika Bekily.

-Koa satria manana ny fiandrianany ny firenena Malagasy sy ny lalàna ato aminy dia nijoro ny Lehiben'ny Faritra amin'ny Fandrava izany tsy misy atakandro.
Sady fihenoana ny feon'ny vahoaka no fanehoana fa misy ny Fanjakana tarihin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika Tarihin'i Kolonely RANDRIANIRINA Michaël.

Efa mandeha tanteraka ny rano ary mitohy ny fanesorana azy tanteraka amin'ny alàlan'ny mpamily milina avy amin'ny Faritra Androy.

-Isaorana ny rehetra niaraka nanatanteraka izao fandravana tsy misy atakandro izao niaraka amin'ny Fileovana Ambovombe, ny Komandin'ny vondrotobim-pileovana Androy sy ny Polisimpirenena ary ireo miaramila.

Galerie Photo de l'Événement

25 photos

Cliquez sur une photo pour l'afficher en grand écran.

Commentaires & Réactions

Aucun commentaire pour l'instant. Soyez le premier à réagir !
Laisser un commentaire public