Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Goverinora ny Faritra ny "fondation TANY MEVA "
Publié le : 29/07/2025
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Goverinora ny Faritra ny "fondation TANY MEVA " izay miara-miasa amin'ny TETIK'ASA MIONJO ato anatin'ny Faritra Androy , Anosy ary Atsimo Andrefana.
Fixation des dunes sy fambolean-kazo no ataon'izy ireo ka ny Distrika Beloha sy Bekily no iasany ato Androy izay ametrahana zanakazo 500000 fototra maharitra isan-taona.
Efa vita tanteraka kosa ny fixation des dunes izay nataon'izy ireo ka 500ha no vita tamin'izany.
Ho maintso naho velon-drano Ty Androy naho hamaray.
Galerie d'images
Cliquez sur une image pour l'agrandir.